e-pariaka
Loharano

Loharano azo ampiasaina amin'ny fampielezana ara-pambolena

Tahiry, pejy fanazavana, lahatsary ary sary navoaka ho an'ny mpisehatra, teknisiana ary ivon-toeram-piofanana.

Tahiry

Tranomboky

PDF, takelaka teknika, torolalana, tatitra ary fitaovana fanofanana azo jerena na alaina.

Takelaka, torolalana, tatitra

Sary sy lahatsary

Haino aman-jery

Lahatsary, tatitra, sary ary galerie tsotra ho fanohanana ny asa eny ifotony.

Lahatsary, sary, tatitra

Traikefa

Fomba fanao & fanavaozana

Lahatsoratra, fomba fiasa, traikefa ary fanavaozana voasokajy amin'ny teny fototra.

Lahatsoratra, fomba fanao, fanavaozana

Fanamafisana fahaiza-manao

Fanofanana

Tahiry, lahatsoratra ary haino aman-jery voasokajy ho an'ny fanofanana momba ny fambolena.

Fitaovana, lesona, fampiharana

Votoaty vao haingana

Loharano navoakan'ny ekipa mpamoaka votoaty.

PDF / Tahiry

Tahiry vao haingana

Lahatsoratra

Lahatsoratra

Lahatsary

Lahatsary vao haingana

videoFormation - 18 Jon 2026

Fitsitsihana sy fanomezan-danja ny rano

Hijery lahatsary
video18 Jon 2026

Fambolena vary mahay miatrika ny fiovan'ny toetr'andro_IDEM Planet

Hijery lahatsary
VideoNutrition - 17 Jon 2026

Traikefa avy any korea atsimo ho fanatsaràna ny fampisakafoana ny mpianatra any an-tsekoly.

𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲, 𝟏𝟓 𝐉𝐢𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 Azo tsapain-tanana ny vokatra sy traikefa azon’ny teknisianin’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo tany Korea Atsimo, nandritry ny dia fandratovana fahalalana sy fahaiza-manao, izay niompana tamin’ny fomba fampisakafoana an-tsekoly eto Madagasikara, mifototra amin’ny fividianana vokatra avy eny ifotony, na ny HGSF (Home-Grown School Feeding). ➖ Ho an’i Madagasikara dia misy ireo fanatsaràna tokony hatao, hampivoarana sy hampivelarana bebe kokoa izay sehatry ny fampisakafoana an-tsekoly, mifototra amin’ny fividianana vokatra eny ifotony izay : ▶ Fanamafisana ny fitantanana : fandrindrana ny fomba fiasa eo amin’ny mpisehatra toy ny Minisitera isan-tsokajiny sy ny rafi-panjakana eny anivon’ny kaominina ▶ Fanatsaràna ny tontolo mba aha-matihanina ireo mpisehatra fototra amin’ny rojom-pihariana, ▶ Fametrahana fifanaraham-piaraha-miasa mivantana eo amin’ny vondron’ny mpamokatra eny en-toerana mba hahafany mamatsy ireo sekoly, ▶ Fametrahana lalàna momban’ny fampiasam-bola ho an’ny sakafo any an-tsekoly eto Madagasiakara. 🤝 Tohana sy fiaraha-miasa amin’ny Banky Iraisam-pirenena amin’ny alalan’ny FSRP (Food Systems Resilience Program) no hanatanterahana ny tetikasa. "𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨𝐛𝐨, 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨"

Hijery lahatsary

Sary

Sary sy galerie

Hijery galerie